|
|
|
|

Entry 1  misimisy
Part of speech  2  noun
Examples  3  Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana. [2.472#8]
4  Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471#64]
5  Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38#34]
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07