| Entry (1/4) | 1 omby |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io?.
[1.1] 4antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony. [1.62] 5antonona. [Sihanaka] [1.78] |
| Explanations in English |
6sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby.
[1.2] |
| Explanations in French |
7suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...).
[1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 17 13 combinations of this word |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Entry (2/4) | 19 omby |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in Malagasy |
21Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika..
[1.1] 22biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; .... [1.62] |
| Explanations in English |
23an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe..
[1.2] 24a cow, an ox; cattle. [1.7] |
| Explanations in French |
25boeuf, l'espèce bovine.
26grossier qui ne sait pas la politesse. [1.3] 27boeuf. [1.54] 28boeuf, vache. [1.8] |
| International |
29Bos indicus.
[3.1] |
| Examples |
30 Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra
[2.470]
31 ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472] 32 Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472] 33 Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 38 Zoology: mammals |
| Synonyms | 39añombe, anomby, aombe, aomby, jamoka, jamòka, jamoka, mbe, ombe |
| All compound words | 40 157 combinations of this word |
| Proverbs | 41 Proverbs containing that word |
| Quotes | 42 Texts mentioning this word |
| Tables and plates |
43 Cattle Coat Colors 44 Shapes of Cattle Horns |
| Article | 45Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Entry (3/4) | 46 omby |
| Part of speech | 47 noun |
| Explanations in Malagasy |
48Trano ataon' ny bibindandy.
[1.1] 49trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany. [1.62] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Explanations in French |
50action de faire le cocon, se dit des vers à soie.
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 57 Zoology: (in general) |
| Entry (4/4) | 58 omby |
| Part of speech | 59 noun |
| Explanations in Malagasy |
60sefo, lehibe.
[1.60] |
| Explanations in French |
61chef, patron (le chef est fort comme un boeuf).
[1.60] |
| Synonyms | 62alezy, baibony, kala be, kalaina, kapta, katraka, laibany, mpanana, nôb, ngetroka, pakta, pata |
| Anagrams | 63 imbo, 64 mibo, 65 omby |
| Updated on 2025/11/09 |
|