Entry amaninomby (amany, omby)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fivalanandranon' omby ampiasaina amin' ny fanaovana naitrara [Rajemisa 1985]

Entry amaninomby (amany, omby)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny [Rajemisa 1985]
French definition   Rhum de mauvaise qualité [Veyrières 1913]

Entry amaninomby (amany, omby)
Part of speech   noun
Malagasy definition   ¶ Anarana karazan' ahitra (Antherotoma Naudini) [Rajemisa 1985]
English definition   An herb. Antherotoma Naudini, Hook. fil. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Scientific name   Antherotoma naudini

Updated on 2016/10/04