|
|
|
|

Entry (1/3)1  jaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  8  jomoka

Entry (2/3)9  jaka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Anarana niantsoana ny omby taloha
Explanations in French  12  [1.3] ancien nom des boeufs
13  [1.54] zébu
Examples  14  [2.508#] Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe.
15  [2.69#] Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio.
Vocabulary  16  Zoology: mammals
Synonyms  17  omby
Illustrations 

Entry (3/3)18  jamoka
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  [1.3] corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement
21  [1.19] [Tankarana] corbeille ?.

Anagrams  22  jamako, jamoka, jamòka, jomaka

Updated on 2025/08/22