Entry fahombiazana (omby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandresena, fahazoana vokatra tsara, fandairan' ny fanafody [1.1]
Explanations in English Success [1.7]
Explanations in French La capacité, l'intelligence, l'habileté
La bonté, la perfection d'un objet [1.3]
 Succès [1.8]
Morphology 
Simple : fahombiazana, fahombiazako, fahombiazanao, fahombiazany, fahombiazantsika, fahombiazanay, fahombiazanareo, fahombiazan', fahombiazan-, fahombiazam-, fahombiaza-
Prefixed : -pahombiazana, -pahombiazako, -pahombiazanao, -pahombiazany, -pahombiazantsika, -pahombiazanay, -pahombiazanareo, -pahombiazan', -pahombiazan-, -pahombiazam-, -pahombiaza-
Other spellings 

Updated on 2023/01/20