| Entry | 1 ahombiazana |
| Root | 2 omby |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Explanations in French |
4 quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire.
[1.3#463] |
| Examples |
5 Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay
[4.27]
6 Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [2.472] 7 ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [1.3] 8 Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [1.3] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 13 ahombiasana |
| All compound words | 14 3 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|