| Entry | 1 Mpiandry omby |
| Elementary words | 2 mpiandry, 3 omby |
| Part of speech | 4 name (poem title) [Full list] |
| Vocabulary | 5 Literature: poems |
| Author |
6 Andriarimalala René |
| Full text |
7 8 Injany re tsitapitapy 9 Any an-tendrombohitra any 10 Ny firefotry ny japy. 11 Rivorivo be mifioka ! 12 Izay nandraraka an'izany? 13 Tovolahy mampiady sioka. 14 Mpiandry omby maro andiany 15 Mihosy ahitra efa hoto 16 Fa avy ny hariva hodiany. 17 Sady milalao no miasa, 18 Misakana omby tsy hifanoto; 19 Fa nivadika ny rasa… 20 Ka manenjana salaka 21 Ny vantobanto-jazalahy 22 Manao tolona sy daka. 23 Manatanja-tena izy 24 Ho mahery toa ombalahy 25 Fa efa maika tsy ho ankizy! |
| Updated on 2025/11/17 |
|