Entry katraka
Part of speech noun
Malagasy definition Feo heno mikepoka amin' ny fianjeran' ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa [Rajemisa 1985]
French definition bruit d'un corps dur tombant ou frappant sur un autre; bruit d'une respiration gênée, comme celle d'un poitrinaire, d'un mourant; action de frapper avec bruit [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry katraka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] karazan-dolo (bibikely) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2010/05/06