Entry | 1 antonona |
Root | 2 tonona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampy: Antonona azy ve io vary io Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao |
Explanations in English |
5 [1.2] suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things |
Examples |
6 [2.499] Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany. 7 [1.38] Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. 8 [2.470] Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word antonona |
Anagrams | 10 anonotan, anontona, antonona, nanonota, nanotoan, nonotana, onontana, tononana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |