|
|
|
|

Entry (1/3)1  ao
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
4 Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
5 Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [1.1]
Explanations in English  6 there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao.
7 See any, eo. [1.2]
8 there (not in sight) [1.7]
Explanations in French  9 là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas [1.107#77]
10 là (pas visible) [1.8]
Examples  11  ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107#77]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Analogs  16  any, 17  ao, 18  ary, 19  aroa, 20  aty, 21  ato, 22  atsy, 23  eny, 24  eo, 25  ery, 26  eroa, 27  ety, 28  eto, 29  etsy
All compound words  30  3 combinations of this word

Entry (2/3)31  -ao
Part of speech  32  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  33 Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana:
34 Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. /
35 Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity?
[1.1]
Explanations in English  36 thine, thy; by thee. [1.2]
Explanations in French  37 -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi.
38 Ny masonao: tes yeux, vos yeux.
39 Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous.
40 Alohanao: avant toi, avant vous.
41 Tu, toi, entre femmes.
42 Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi?
43 Dans certaines façons de parler familières, les suffixes
44 nao, ao visent celui dont on parle (3e personne).
45 Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a!
46 Intony endrikao e! qu'il est laid!
47 Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3]
48 De toi, par toi, de vous, par vous.
49 Se place comme régime indirect après les mots déterminés
50 par ka, tra, na:
51 zanakao: ton enfant;
52 takatrao: atteint par toi;
53 anaranao: ton nom. [1.3]
54 De toi, par toi, de vous, par vous. [1.5]
Analogs  55  nao, 56  anao, 57  ianao
Tables and plates  58  All the pronouns

Entry (3/3)59  ao
Part of speech  60  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  61 teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Betsimisaraka] [1.78]

Updated on 2025/11/17