Entry tao (ao)
Part of speech adverb, past form [full list]
Malagasy definition Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985]
Analogues  ao

Entry tao
Part of speech noun
Malagasy definition Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985]
French definition travail, action [Rajaonarimanana 1995]
French definition ¶ taozava-baventy fanodinana: industrie de transformation
¶ taozavatra madinika: petit artisanat [SLP 1986]
Derivations 

Entry tao
Part of speech noun
Malagasy definition Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985]
French definition préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 

Entry tao
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fitondrana [Rakotosaona 1972]

Entry taò
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1972]
Synonyms 

2013/12/18