|
|
|
|

Entry1  anao
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 ianao [Tanala] [1.78]
4 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao
5 raha atao teny fameno:
6 Mijery anao izy;
7 na raha atao milaza tompon-javatra:
8 Anao ve itỳ
9 trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ?
[1.1]
Explanations in English  10 Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case
11 of hianao. (Fiji angao.) [1.2]
12 you (singular, as object); yours [1.7]
Explanations in French  13 Toi, te, à toi, à ton tour.
14 Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas.
15 Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi.
16 Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin.
17 Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3]
18 Te, toi. [1.5]
19 vous (singulier - objet); vôtre. [1.8]
20 Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). [Tanala]
21 1. (sujet): tu, toi.
22 2. (complément): te, à toi.
23 Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6]
Examples  24  Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470#]
25  Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#]
26  Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#]
Analogs  27  ianao, 28  nao
All compound words  29  8 combinations of this word
Tables and plates  30  All the pronouns

Updated on 2025/11/13