|
|
|
|

Entry1  miovaova
Root  2  ovaova
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  tsy manana toetra raikitra [1.13]
Explanations in French  5  changer, se remplacer souvent, ĂȘtre inconstant [1.3#473]
6  varié, changeant [1.13]
Examples  7  miovaova ny taona. [2.442]
8  fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59]
9  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
All compound words 
Other spellings  11  miovova
Proverbs  12  Proverbs containing the word miovaova

Anagrams  13 miavoavo, 14 miovaova

Updated on 2025/09/12