Entry miova (ova)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
¶ Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany
¶ Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka
¶ Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [Rajemisa 1985]
English translation to change [Hallanger 1973]
French translation changer, se changer [Hallanger 1974]
 changé, changer [SLP 1986]
Morphology 
miova
niova
hiova
miovà
Compound words, titles, names 
Examples Miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [Rajohanesa: Kintana]

Entry miovĂ  (ova)
Part of speech imperative of active verb miova [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31