Entry manova (ova)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
¶ Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
¶ Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [Rajemisa 1985]
English translation to change [Hallanger 1973]
French translation changer, modifier [Hallanger 1974]
Morphology 
manova
nanova
hanova
manovĂ 
Examples Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [Andriamalala: Ranomasina, page 68]

Entry manova
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] manampy [Rakotosaona 1975]

Entry manova
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] manakatona [Rakotosaona 1975]

Entry manovĂ  (ova)
Part of speech imperative of active verb manova [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31