Entry haingana
Part of speech adjective
Malagasy definition Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
¶ Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho
¶ Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy
¶ Malaky: Haingam-piteny izy. [Rajemisa 1985]
English definition rapid, prompt [Hallanger 1973]
French definition rapide, prompt [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
haingàna
Synonyms faingana
Analogues  eo no ho eo ~ indray mihelina ~ indray mihelatra ~ indray mipi-maso ~ indray miserana ~ mbetivety ~ miaraka amin' izay ~ miaraka amin' ny vava ~ miaraka amin' ny vava miteny ~ poatoizay ~ tsy ahamana-menaka ~ tsy hitahita akory ~ tsy trabady mantsaka ~ tsielatsiela ~ vetivety ~ vetivetika
Examples 
1Mitazana dia miverina haingana. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 88]
2Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [FOFAFIPE: Haivola, page 20]
3Nantsoinay haingana ny fokonolona. [Rajaonarivelo: Bina, page 32]

Entry haingàna (haingana)
Part of speech imperative of adjective haingana [full list]
Malagasy definition Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [Rajemisa 1985]
French definition allez vite, faites vite [Abinal 1888]

Entry haingana
Part of speech adverb [full list]
English definition same as faingana [Richardson 1885]
 rapidly, promptly [Hallanger 1973]
French definition rapidement, promptement [Hallanger 1974]

2017/06/18