| Entry | ![]() |
fotaka | ||
| Part of speech | noun | |||
| Malagasy definition | Tany len-drano ka manjary marihitra madi [...] ¶ Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny di [...] [full text in Rajemisa 1985] | |||
| English translation | Mud, slime, bog [Richardson 1885] | |||
| Mud [Hallanger 1973] | ||||
| French translation | La boue [Hallanger 1974] | |||
| Derivatives | fifamotahana, fifamotaka, fotahina, ifamotahana, mahafotaka, mamotafotaka, mamotaka, mifamotaka, safotaka | |||
| Compounds |
| |||
| Examples | Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [Rajohanesa: Kintana] mihady dia manilika ny fotaka voahady. [Andraina: Mitaraina, page 171] | |||
| Toponymy | ||||
| Analogy | fotadrevo ~ fotamalemy | |||
| Entry | ![]() |
fotaka | ||
| Part of speech | noun | |||
| Malagasy definition | [ fôtaka ] Varatra: Latsaham-pôtaka [Bezanozano] [Rakotosaona 1972] | |||
| English translation | A thunderbolt. [Richardson 1885] | |||
| Lightning [Hallanger 1973] | ||||
| French translation | La foudre [Hallanger 1974] | |||
| Vocabulary | Meteorology | |||
| Updated on 2013/05/09 |
|