Entry vary vakiambiaty
Elementary words vary ; vakiambiaty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey [1.1]
Explanations in English The second planting of rice [1.7]
Explanations in French Deuxième semaille de riz [1.8]
Vocabulary 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/05/23