| Entry (1/3) | 1 kolokolo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 safosafo [Bezanozano]
[1.78] |
| Entry (2/3) | 4 kolokolo |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa [1.1] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 14 Zoology: (in general) 15 Sound |
| Entry (3/3) | 16 kolokolo |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 Tahom-bary maniry indray eo amin' ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary indray. [1.1] 19 Fikarakarana atao amin' ny zavamaniry na biby na olona mba hisakanana azy tsy ho simba na harary [1.1] |
| Explanations in French |
20 (dans toute l'île). Regain d'une culture. Par exemple les épis de riz qui se reforment après la moisson s'appellent kolokolom-bary. On leur prête des vertus magiques . c'est ainsi qu'ils entrent dans l'ody-taratra ou remède contre le sortilège appelé taratra, qui consiste à capter l'image d'une personne dans un miroir ou dans l'eau en prononçant des imprécations à son encontre. On dit aussi kolokolom-bomanga : la récolte de patates douces qui repousse à partir des tubercules oubliés dans le champ, etc. Le kolokolo est la part des enfants et des personnes incapables de se livrer elles-mêmes à la culture normale. [1.196] |
| Examples |
21 Gaga anao aho, Ratsianketsa, raha ny kolokolo no nanjary vary, ary ny zokim-pitia no nanjary saikiny.
[2.69]
22 Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. [2.996] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 31 2 combinations of this word |
| Proverbs | 32 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 33 kolokolo, 34 lokoloko |
| Updated on 2025/10/08 |
|