Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [Rajemisa 1985]
French translation   un coup de pioche donné à la terre [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [Rajemisa 1985]
French translation   accusations fausses [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   tombotomboka
Compound words, titles, names  

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [Rajemisa 1985]
French translation   apposition du cachet à une pièce officielle [Abinal 1888]
Derivations  

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Antesaka] [Rajemisa 1985]

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
¶ Karazana vay mpahazo ny omby [Rajemisa 1985]
   karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [SLP: Voambolana]
French translation   charbon, anthrax, bubon très douloureux [Abinal 1888]
French translation   charbon [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   fanenitra ~ tetanosy

Entry tomboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   loaka, lavaka [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Entry tomboka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   bongo: Trano bongo [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/07/22