|
|
|
|

Entry (1/2)1  mivandravandra
Root  2 vandravandra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy.
5 Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao. [1.1]
Explanations in English  6 to be glassy-eyed; to glare, to look fierce. [1.7]
Explanations in French  7 avoir le regard menaçant. [1.8]
Examples  8  nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471]
9  Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  mivandravandrà
Root  15 vandravandra
Part of speech  16  imperative of active verb mivandravandra [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  17 mivandravandra, mivandravandrà

Updated on 2025/11/12