| Entry | 1 mifotroaka |
| Root | 2 fotroaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany.
5 Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute..
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/11 |
|