|
|
|
|

Entry1  tezerana
Root  2 tezitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy.
5 Soa fa alim-pody loatra.
6 Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11 terezana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 terezana, 14 tezerana

Updated on 2025/11/02