|
|
|
|

Entry1  tera-mena
Elementary words  2  teraka, 3  mena
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Examples  6  Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895#]
7  ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#]

Anagrams  8 temerana, 9 tera-mena

Updated on 2025/09/12