| Entry | 1 mitezitra |
| Root | 2 tezitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|