Entry miala vonkina (ala, vonkina)
Part of speech expression
Malagasy definition mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [Rajemisa 1985]
French definition se donner du mouvement, détendre les nerfs
¶ agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [Abinal 1888]
Examples Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]

2019/09/20