Entry sosotra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny am [...]
Mitovy hevitra: kirikirina ~ letra ~ lotika ~ madikidiky ~ malonilony ~ mandongilongy ~ marikoriko ~ sendaotra ~ tezitra [full text in Rajemisa 1985]
English translation   vexed, annoyed, at the point of becoming angry [Hallanger 1973]
French translation   ennuyé, vexé au point de s'énerver [Hallanger 1974]
Examples   Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamor├ána ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 109]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2012/09/28