| Entry | 1 misafoaka |
| Root | 2 safoaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany.
[1.1] |
| Examples |
5 Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana?
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 misafoaka, 11 misakafoa |
| Updated on 2025/09/12 |
|