|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroatra
Root  2  roatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy [1.1]
Explanations in English  5  to foam, to boil over [1.7]
Explanations in French  6  déborder en écume [1.8]
Examples  7  mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words 
Analogs  15  misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe
Proverbs  16  Proverbs containing the word mandroatra

Entry (2/2)17  Mandroatra
Part of speech  18  name (toponym) [Full list]
Explanations in French  19  petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Vocabulary  20  Geography: rivers, lakes

Anagrams  21 mandraotra, 22 Mandroatra, mandroatra

Updated on 2025/09/20