| Entry | 1 maimbo ra | 
| Elementary words | 2maimbo, 3ra | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 
5 ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] | 
| Anagrams | 6 maimbo ra, 7 mamboria, 8 maraomby | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |