| Entry | 1 fahatezerana |
| Root | 2 tezitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao.
5 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana. 6 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba. [1.1] |
| Explanations in English |
7 anger.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 la colère.
[1.3] 9 colère. [1.8] |
| Examples |
10 fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny.
[2.472]
11 dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 14 Emotions |
| Synonyms | 15 hatezerana |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Article | 17 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/11 |
|