Entry mitondra (tondra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?
¶ Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io
¶ Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy
¶ Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany
¶ Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy
Mitovy hevitra: mamingivingy ~ manainga ~ manao an-tonery ~ manao an-tsampy ~ manao an-tsangory ~ manasaboady ~ manentana ~ manindao ~ manongaka ~ miantsoroka ~ mibaby ~ mibata ~ mibeta ~ mikenakena ~ milanja ~ miloloha ~ milonjehitra ~ milonjo ~ misakelika ~ misakobona ~ mitaona ~ mitatitra ~ mitraoka ~ mitrotro ~ mitsintsina ~ mivatsy ~ mivesatra ~ mivimbina ~ mivingitra ~ mivongaingika ~ mivongaingy ~ mivongika
Mitovy hevitra: miaritra ~ mihafy ~ mizaka [Rajemisa 1985]
English definition to carry; to take away [Hallanger 1973]
French definition porter; enlever; conduire; gouverner [Hallanger 1974]
Morphology 
mitondra
nitondra
hitondra
mitondrà
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry mitondrà (tondra)
Part of speech imperative of active verb mitondra [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/09/24