Entry mizaka (zaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
¶ Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
¶ Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
¶ Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [Rajemisa 1985]
English definition   to be master of; to be able to dispose of according to one's desires [Hallanger 1973]
French definition   pouvoir en disposer selon sa volonté [Hallanger 1974]
Morphology  
mizaka
nizaka
hizaka
mizakà
Compound words, titles, names  

Entry mizaka (zaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] milaza, miteny [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka, Tanosy] miteny [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Milaza, miteny [Rajemisa 1985]

Entry mizakà (zaka)
Part of speech   imperative of active verb mizaka [list]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/30