| Entry (1/2) | 1 misakobona |
| Root | 2 sakobona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
5 Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 misakobòna |
| Root | 11 sakobona |
| Part of speech | 12 imperative of active verb misakobona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 13 misakobona, misakobòna |
| Updated on 2025/11/13 |
|