| Entry | 1 mitatitra |
| Root | 2 tatitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay.
5 Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy. [1.1] |
| Examples |
6 Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika.
[2.470]
7 Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 mitati-bolana |
| Updated on 2025/11/09 |
|