Entry misakelika (sakelika (helika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
Explanations in English To carry under the arm. [1.2]
 To carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
Explanations in French Porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
Examples Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470]
Morphology 
Present : misakelika
Past : nisakelika
Future : hisakelika
Imperative : misakeleha
Proverbs 

Updated on 2023/01/20