Entry tondra
Part of speech noun
Malagasy definition Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [Rajemisa 1985]
English translation root of mitondra, itondrana [Richardson 1885]
French translation action de porter, de conduire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 action de diriger [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 58]
2Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 282]

Entry tondra- (tondraka)
Part of speech morphological form of the word(s) tondraka
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [Dahle: Angano]
2dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [Baiboly: 2.33.3]
3Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Updated on 2021/01/30