| Entry (1/2) | 1 mivimbina |
| Root | 2 vimbina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay
5 Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1] |
| Explanations in English |
6 to carry in the hand;
7 to protect [1.7] |
| Explanations in French |
8 porter à la main; protéger
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 mivimbìna |
| Root | 14 vimbina |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mivimbina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 mivimbina, mivimbìna |
| Updated on 2025/11/13 |
|