Entry mivongika (vongika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika voasary tsy eran' ny aina ity zaza ity [Rajemisa 1985]
Morphology 
mivongika
nivongika
hivongika
Quotes 

2010/05/14