Entry mibaby (baby)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
¶ Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana krtitianina [Rajemisa 1985]
French definition Porter sur le dos: Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos)
¶ fig. supporter, endurer [Abinal 1888]
English definition to carry on the back [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition porter sur le dos [Hallanger 1974]
Morphology 
mibaby
nibaby
hibaby
mibabe
Compound words, titles, names 
Examples lndreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

2013/09/06