| Entry | 1 miantsoroka |
| Root | 2 soroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [1.1] |
| Examples |
5 Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa.
[1.369#]
6 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 miantsoroka adidy |
| Updated on 2025/10/08 |
|