Entry (1/2) | 1 manindao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) |
Explanations in English |
4 [1.2] a yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. |
Explanations in French |
5 [2.415#6697] Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé |
Vocabulary | 6 Space |
Entry (2/2) | 7 manindao |
Part of speech | 8 active verb |
Root | 9 indao |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay |
Explanations in English |
11 [1.2] to take, to carry |
Explanations in French |
12 [1.3] emporter, entraîner |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word manindao |
Anagrams | 21 amandino, 22 andamino, 23 manadino, 24 mandaoñy, 25 manindao, 26 mañodina, manodìna, manodina, 27 manondia, 28 miondàna, miondana |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |