Entry miloloha (loloha (loha))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy
¶ Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao
¶ Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [Rajemisa 1985]
English definition to carry on the head [Hallanger 1973]
French definition porter sur la tête [Hallanger 1974]
Morphology 
miloloha
niloloha
hiloloha
milolohava
Compound words, titles, names 
Quotes 

2013/04/29