Entry kinga
Part of speech adjective
Malagasy definition Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
¶ Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
Mitovy hevitra: fanalo ~ lahilahy ~ mailaka ~ mailamailaka ~ malady ~ malaky ~ mariadriaka ~ marisika ~ matselaka ~ mavibika ~ mavika ~ mavitribitrika ~ mavitrika ~ mivikiviky ~ tselika [Rajemisa 1985]
 maila-pihetsika [SLP 1986]
English definition clever, quick, shrewd [Hallanger 1973]
French definition leste; habile [Hallanger 1974]
French definition adroit, habile, agile, leste [SLP 1986]
Derivations 
Morphology 
kinga
kingà
Synonyms kingakinga
Examples 
1Kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12]
2Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [Andraina: Mitaraina, page 217]

Entry kingà
Part of speech imperative of adjective kinga [full list]
Examples Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [Andraina: I Vola, page 9]

Entry kinga
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandràno, vinàny. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary 

2017/04/07