Entry | 1 fanalo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1] |
Examples |
4 Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy
[2.298#]
|
All compound words |
|
Anagrams | 6 falano, 7 fanalo, 8 fanola |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |