Entry tselika
Part of speech noun
Malagasy definition Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/05/29