Entry | 1 fahakingana |
Root | 2 kinga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] |
Explanations in English |
5 cleverness, quickness [1.7] |
Explanations in French |
6 habileté, adresse [1.8] |
Examples |
7 Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany.
[2.470#]
|
Synonyms | 8 fahakinga, hakinga |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |