Entry mivikiviky (vikiviky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] mavitrika [Rakotosaona 1972]
French definition   aller lestement, rondement [Abinal 1888]
Morphology  
mivikiviky
nivikiviky
hivikiviky
mivikivikìa

2011/10/26