| Entry | 1 mailamailaka |
| Root | 2 mailaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 [duplicatif fréquentatif].
[1.3] |
| Examples |
5 mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra.
[2.470]
6 Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [2.606] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|