Entry mavitrika (vitrika)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [Rajemisa 1985]
English definition   nimble, quick [Hallanger 1973]
French definition   leste, agile [Hallanger 1974]
Synonyms   mavitribitrika
Quotes  

2009/02/23